Facilité de
caisse

Crédit de trésorerie
Ça m'intéresse

Ny Facilité de Caisse dia fahalalahana atolotra ao anatin’ny fotoana fohy ahafahan’ny compte COURANT anao miditra trosa. Io tolotra io dia azonao ampiasaina amin’ny fotoana rehetra saingy voafetra ho 12 volana fara faha-betsany.

Souscription

Simplifiée

1

fangatahana malalaka amin’ny taratasy fotsy

2

Etats financiers an’ny taom-piasana 3 farany, misy ny sonian’ny mpitantana ary ny tombokasen’ny orinasa

3

Compte de résultat N+1 vinavinaina3) Compte de résultat N+1 vinavinaina

4

Vinavinan’ny Plan de trésorerie ao anatin’ny taona 1

5

Tatitr’asa sy mombamomba ny orinasa amin’ny ankapobeny

Facilité de Caisse...

faq

Question fréquente

autres questions