Crédit de
Campagne

Crédit de trésorerie
Mahaliana ahy

« Crédit de trésorerie CRÉDIT DE CAMPAGNE » fampindramam-bola ao anatin’ny fotoana fohy amin’ny sahan’asa mifinaraka amin’ny vanim-potoana (fividianan-javatra be dia be atao anaty ny fotoana fohy, fivarotana be dia be amin’ny fotoana voafaritra, fanangonan’entana….) afaka ampiasaina ao anatin’ny 12 volana izany ary azo havaozina. Indray mamerina na maromaro ny famerenana ny vola, araka izay hitiavanao azy.

Fidirana

Tsotra

1

Fangatahana an-taratasy malalaka

2

Toe-bola tao anatin’ny asa telo natao farany misy sonian’ny mpitantana sy tombo-kasen’ny orinasa

3

Kaontin’ny vokatra voavinavina

4

Drafitry ny toe-bola voavinavina ao anatin’ny taona iray

5

Tatitry ny asa sy mombamomba ny orinasa

6

Faktiora

Crédit de campagne...

fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa