Avance sur
Droit de Décompte Constaté

Crédit de trésorerie
Mahaliana ahy

Ny « Avance sur Droit de Décompte Constaté » dia fampindramam-bola ao anatin’ny fotoana fohy omena rehefa mampiseho ettestation des droits constatés, izany no atao mba hahafahana memeno fahatarana fidiram-bola avy amin’ny tsenam-panjakana na tsena tsy miankina.

Azo ampiasaina ao anatin’ny 12 volana azo havaozina izany.

Fidirana

Tsotra

1

Fangatahana malalaka amin’ny taratasy fotsy

2

Etats financiers an’ny taom-piasana 3 farany, misy ny sonian’ny mpitantana ary ny tombokasen’ny orinasa

3

Vinavinan’ny Compte de résultat N+1

4

Vinavinan’ny Plan de trésorerie ao anatin’ny taona 1

5

Tatitr’asa sy mombamomba ny orinasa amin’ny ankapobeny

6

Attestation des Droits constatés

Avance sur Droits de Décompte Constaté...

fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa