Ny « DECOUVERT AMORTISSABLE » dia fampin-damambola ao anatin’ny fotoana fohy ka efa voafaritra mialoha ny sandany, ny faharetany sy tetiandron’ny famerenam-bola.
Io tolotra io dia ahafahanao mameno ny vola fampandehanandraharaha mba hamatsiana karazana hetsika efa voafaritra mialoha (stock, vola avy amin’ny orinasa Fiantohana, …)
Pièces à fournir :
Toe-bola tao anatin’ny taom-piasana telo farany nohamarininina kabinetra ara-dàlana (ho an’ny S.A sy ny S.A.R.L miaraka amin’ny C.A > 200 000 000 MGA) ; sonian’ny mpitantana sy tombokasen’ny orinasa (ho an’ny SARL sy mpandraharaha)
Compte de résultat N+1 vinavinaina
Vinavinan’y Plan de trésorerie ao anatin’ny taona 1
Tatitr’asa sy mombamomba ny orinasa amin’ny ankapobeny
Tatitry ny Commisaire aux comptes (takiana an’ny SA)
Mahakasika ny tetikasa :
Ireo fitaovam-pitrandrahana misy (tany, trano, fitaovana enti-mamokatra)
Naoty mahakasika ny tetikasa
Vinavina ara-bola (mandritry ny famatsiam-bola) :
- Compte de résultat vinavinaina
- Bilans vinavinaina
- Comptes de trésorerie vinavinaina
Faharetan’ny tolotra
24 volana farafaha-betsany
Fomba famerenam-bola
isam-bolana
Antoka
miankina amin’ny toe-java-misy
dans la meme categorie
