Crédit bail

Crédit bail
Le leasing classique
Fanofana fananana miampy fahafahana mividy izany rehefa tapitra ny fifanarahana.

Crédit bail
Le Lease-Back
Ahafahan’ny orinasa iray tompon’ny fananany, ka mivarotra izany amin’ny BNI Madagascar ka manofa izany indray tahaka ny manao Crédit Bail.