Escompte
commercial

Crédit de trésorerie
Mahaliana ahy

Ny Escompte Commercial dia fandrosoam-bola omen’ny banky ho takalona effet de commerce iray mbola tsy voaloha vola ka alain’ny banky amin’ny anarany izany sady maka ampaham-bola izy. Io tolotra io dia azo ampiasaina ao anatin’ny 12 volana azo havaozina.

Fidirana

Tsotra

1

Fangatahana malalaka amin’ny taratasy fotsy

2

Etats financiers an’ny taom-piasana 3 farany, misy ny sonian’ny mpitantana ary ny tombokasen’ny orinasa.

3

Vinavinan’ny Compte de résultat N+1

4

Vinavinan’ny Plan de trésorerie ao anatin’ny taona 1

5

Tatitr’asa sy mombamomba ny orinasa amin’ny ankapobeny

Escompte Commercial...

fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa