0 800 93 (téléphone fixe)
032 32 03 093
020 22 396 50
Ny « Avance sur FACTURE » famatsiam-bola ao anatin’ny fotoana fohy natao ho an’ny orinasa rehefa mampiseho Faktiora, natao tao anatin’ny marché public na koa privé. Io tolotra io dia hahafahana mahazo ny sandam-bola mialohan’ny fotoana handoavam-bola.
Fangatahana anaty taratasy fotsy
Etats financiers an’ny taom-piasana 3 farany, misy ny sonian’ny mpitantana ary ny tombokasen’ny orinasa
Compte de résultat N+1 vinavinaina
Vinavinan’ny Plan de trésorerie ao anatin’ny taona 1
Tatitr’asa sy mombamomba ny orinasa amin’ny ankapobeny
Faktiora
Avance sur Facture...