KARATRA
HARMONIA

KARATRA

Tolotra manan-kery ato amin’ny BNI MADAGASCAR.

Karatra VISA maneran-tany

Mahaliana ahy
1

Hisintona sy handoa vola :

  • Karatra fisintonam-bola azo ampiasaina eny amin’ny GAB VISA maneran-tanyVola farany ambony azo alaina : 4 000 000 MGA isan’andro na 15 000 000 MGA isan-kerinandro.
  •  Karatra fandoavam-bola afaka ampiasaina eny amin’ny mpivarotra manana Terminaux de Paiement Electronique (TPE) amin’ny tambazotra VISA
    Vola farany ambony azo aloha isan’andro : 5 000 000 na 10 000 000 MGA isam-kerinandro.
2

Hetsika hafa azo atao :

  • Mijery ny ambim-bola ao anaty kaonty eny amin’ny GAB VISA rehetra
  • Manamboatra taratasy kely maneho ny hetsika natao farany teny amin’ny GAB-ny BNI Madagascar
  • Mangataka taratasim-bola eny amin’ny GAB BNI MADAGASCAR
  • Mandefa vola amin’ny kaontinao hafa eny amin’ny GAB BNI MADAGASCAR
3

Fiantohana tafiditra ao anaty ny karatra HARMONIA

  • Fiantohana amin’ny fahaverezan’ny entana rehefa mandeha fiara-manidina.
  • Fanampiana amin’ny fitsaboana raha misy loza mahazo na aretina
  • Fiantohana amin’ny fahafatesana tampoka (vola azo amin’izany : 2 000 000 MGA)
fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa