KARATRA
VALIHA

KARATRA

Tolotra manankery ao amin’ny BNI MADAGASIKA

Ny karatrao isan’andro

Mahaliana ahy
1

Ny fangalam-bola :

Karatra fangalam-bola  eny amin’ireo toerana fisintonam-bola BNI MADAGASIKARA

Fetran’ny vola azo alaina isan’andro : 500 000 MGA, ary 1 000 000 MGA isam-bolana

2

Hetsika hafa azo atao:

  • Manonta ny famintinana ny hetsika farany
  • Mangataka taratasim-bola
  • Mandefa vola amin’ny kaontinao
fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa