Vina

CRÉDIT

Tolotra manakery ao amin’ny BNI MADAGASIKARA

Ny Crédit VINA dia hahafahana manohana anao amin’ny tetik’asa izay ataonao : lanonana ara-pianakaviana, fividianan-javatra sns…..

Mahaliana ahy

Hikajy Findramam-bola

MGA
10 000
400 000 000
Isan'ny volana
3
36
MGA/VOLANA
0
500000000
Ito fitaovana ito dia mijanona ho vinavina ihany fa tsy azo raisina ho fifanarahana. Raha mila fandalinana ianao dia manasa anao izahay hanatona ny mpitantana ny kaontinao.

FEPETRA

Montant minimum
500 000 MGA

Durée de remboursement

de 6 à 60 mois maximum

Remboursement anticipé

Possibilité d’effectuer un remboursement anticipé

Crédit VINA...

Mahaliana ahy
fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa