Malaky

CRÉDIT

Tolotra manankery ao amin’ny BNI MADAGASIKARA

« Crédit malaky » dia hafahana manohana anao amin’izay tetik’asanao

Mahaliana ahy

Hikajy Findramam-bola

MGA
10 000
400 000 000
Isan'ny volana
3
36
MGA/VOLANA
0
500000000
Ito fitaovana ito dia mijanona ho vinavina ihany fa tsy azo raisina ho fifanarahana. Raha mila fandalinana ianao dia manasa anao izahay hanatona ny mpitantana ny kaontinao.

Fepetra

Vola farany ambany 
500 000 MGA

Fotoana amerenana ny vola 

6 hatramin’ny 24 volana fara fahelany

Famerenam-bola mialoha

azo atao tsara ny mamerina ny vola mialohan’ny fotoana nifanarahana

Crédit MALAKY...

Mahaliana ahy
fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa