Vaika

CRÉDIT

Tolotra manankery ao amin’ny BNI MADAGASIKARA irery ihany

« Crédit VAIKA » VAIKA dia ahafahana manohana anao amin’ny fividianana ny fiaranao

Mahaliana ahy

Hikajy Findramam-bola

MGA
10 000
400 000 000
Isan'ny volana
3
36
MGA/VOLANA
0
500000000
Ito fitaovana ito dia mijanona ho vinavina ihany fa tsy azo raisina ho fifanarahana. Raha mila fandalinana ianao dia manasa anao izahay hanatona ny mpitantana ny kaontinao.

Fepetra

Vola farany ambany 
500 000 MGA

Fotoana amerenana ny vola 

6 hatramin’ny 60 volana fara fahelany

Famatsiam-bola

famatsiam-bola hatramin’ny 80% ny fitaovam-pitaterana

Famatsiam-bola hividianana fiara

Famerenam-bola mialoha

azo atao tsara ny mamerina ny vola mialohan’ny fotoana nifanarahana

Financez votre futur véhicule...

Mahaliana ahy
fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa