699
020 22 290 60
Vaika
Tolotra manankery ao amin’ny BNI MADAGASIKARA irery ihany
« Crédit VAIKA » VAIKA dia ahafahana manohana anao amin’ny fividianana ny fiaranao
Mahaliana ahyVola farany ambany
500 000 MGA
Fotoana amerenana ny vola
6 hatramin’ny 60 volana fara fahelany
Famatsiam-bola
famatsiam-bola hatramin’ny 80% ny fitaovam-pitaterana
Famatsiam-bola hividianana fiara
Famerenam-bola mialoha
azo atao tsara ny mamerina ny vola mialohan’ny fotoana nifanarahana