699
020 22 290 60
PACK
VATOSOA
Tolotra manokana ao amin’ny BNI MADAGASIKARA
Tolotra feno miaraka amin’ny fiantohana 7
Mahaliana ahyKaonty fametraham-bola mba afahana mitantana ampilaminana ny volanao
Compte MVola : MVola miaraka amin’ny pack izay nosafidinao
Karatra HARMONIA :
karatra fisitonam-bola sy fandoavam-bola azo ampiasaina amin’ny tambazotra VISA eto MADAGASIKARA
Ampahan-karama :
.fahafahana mampiasa na maka hatramin’ny 50% ny karama na mbola tsy tonga aza ny fandarisam-bola (hatramin’ny Ar100 000)
BNI-NET: fanarahana sy fitantanana ny kaonty amin’ny alalan’ny aterineto
BNI-SMS PREMIUM
Taratasim-bola
Fiantohana
Tolotra maimaim-poana