699
020 22 290 60
PACK
TONGASOA
Tolotra manokana ato amin’ny BNI MADAGASIKARA
Tolotra ho an’ny andavan’andro
Mahaliana ahyKaonty fametraham-bola mba afahana mitantana ampilaminana ny volanao
Compte MVola : malalaka ny hetsika MVola amin’ny alalan’ny pack izay nosafidinao
Karatra LOKANGA : karatra fisitonam-bola sy fandoavam-bola azo ampiasaina amin’ny tamba-jotra VISA eto MADAGASIKARA
Ampahan-karama : fahafahana mampiasa na maka hatramin’ny 50% ny karama na mbola tsy tonga aza ny fandraisam-bola (hatramin’ny Ar 100 000)
BNI-NET : izay safidinao: fanarahana ny kaonty amin’ny aterineto
BNI-SMS ACCESS: fanarahana ny kaonty amin’ny sms
Taratasim-bola
Fiantohana