PACK
MAHASOA

PACK OLON-TSOTRA

Tolotra manokana ao amin’ny BNI MADAGASIKARA

Pack MAHASOA : Ireo tolotra ilainao miampy fiantohana 2 ary servisy 4

Mahaliana ahy
1

Kaonty fametraham-bola mba afahana mitantana ampilaminana ny volanao

2

Compte MVola : hetsika MVola ao anatin’ny pack izay nosafidinao

  • Azonao atao ny mandefa vola avy amin’ny kaontinao BNI makany amin’ny kaonty MVola
3

Karatra lokanga : karatra fisitonam-bola sy fandoavam-bola azo ampiasaina amin’ny tamba-jotra VISA eto MADAGASIKARA

4

Ampahan-karama : fahafahana mampiasa na maka hatramin’ny 50% ny karama na mbola tsy tonga aza ny fandarisam-bola (hatramin’ny Ar500 000)

  • Fiantohana amin’ny antsasa-karama alaina
5

BNI NET : fanarahana sy fitantanana ny kaonty amin’ny alalan’ny aterineto

6

BNI-SMS PREMIUM

7

Taratasim-bola

8

Fiantohana

  • Hatramin’ny Ar 1 000 000 raha sendra voina mitarika fahafatesana
  • fahafatesana noho ny antony samy hafa sy Invalidité Absolue et Définitive (IAD) hatramin’ny Ar 1 000 000
9

Tolotra samihafa

  • Fanoherana ny taratasim-bola very
  • Fanoheranany karatra very
  • Fanoloana ny kaodin’ny karatrao
  • Fandefasam-bola maharitra mankany amin’ny kaontinao hafa

Pack MAHASOA…

Mahaliana ahy
fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa