PACK
TONGASOA

PACK OLON-TSOTRA

Tolotra manokana ato amin’ny BNI MADAGASIKARA

Tolotra ho an’ny andavan’andro

Mahaliana ahy
1

Kaonty fametraham-bola mba afahana mitantana ampilaminana ny volanao

2

Compte MVola : malalaka ny hetsika MVola amin’ny alalan’ny pack izay nosafidinao

  • Azonao atao ny mandefa vola avy amin’ny kaontinao BNI makany amin’ny kaonty MVola
3

Karatra LOKANGA : karatra fisitonam-bola sy fandoavam-bola azo ampiasaina amin’ny tamba-jotra VISA eto MADAGASIKARA

4

Ampahan-karama : fahafahana mampiasa na maka hatramin’ny 50% ny karama na mbola tsy tonga aza ny fandraisam-bola (hatramin’ny Ar 100 000)

  • Fiantohana amin’ny antsasa-karama alaina
5

BNI-NET : izay safidinao: fanarahana ny kaonty amin’ny aterineto

6

BNI-SMS ACCESS: fanarahana ny kaonty amin’ny sms

7

Taratasim-bola

8

Fiantohana

  • Hatramin’ny Ar 1000 000 raha sendra voina mitarika fahafatesana
  • MIARINA: fahafatesana noho ny antony samy hafa sy Invalidité Absolue et Définitive (IAD) hatramin’ny Ar 1 000 000

Pack TONGASOA…

Mahaliana ahy
fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa