699
020 22 290 60
PACK
MAHASOA
Tolotra manokana ao amin’ny BNI MADAGASIKARA
Pack MAHASOA : Ireo tolotra ilainao miampy fiantohana 2 ary servisy 4
Mahaliana ahyKaonty fametraham-bola mba afahana mitantana ampilaminana ny volanao
Compte MVola : hetsika MVola ao anatin’ny pack izay nosafidinao
Karatra lokanga : karatra fisitonam-bola sy fandoavam-bola azo ampiasaina amin’ny tamba-jotra VISA eto MADAGASIKARA
Ampahan-karama : fahafahana mampiasa na maka hatramin’ny 50% ny karama na mbola tsy tonga aza ny fandarisam-bola (hatramin’ny Ar500 000)
BNI NET : fanarahana sy fitantanana ny kaonty amin’ny alalan’ny aterineto
BNI-SMS PREMIUM
Taratasim-bola
Fiantohana
Tolotra samihafa