Tahiry
plus

TAHIRY

Hahazoana  karatra « VALIHA » izay azo ampiasaina amin’ny tambazotra BNI MADAGASIKARA

Mahaliana ahy

FEPETRA

Petra-bola voalohany
25 000 MGA

Petra-bola farany ambany 
25 000 MGA

Taha-janabola isan-taona
3,75%

Ny hetsika azo atao amin’ny kaonty 

-Fandefasam-bola

– fandrotsaham-bola eo noho eo

 

Fandoavam-bola 

-Amin’ny karatra VALIHA

-Mety koa ny karatra LOKANGA raha manana kaonty fametraham-bola MGA ny mpanjifa

Fitaovam-pitantanana ny kaonty

-BNI-NET

-BNI-PHONE

fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa