Tahiry
SOAVA DIA

TAHIRY

Tolotra manankery ato amin’ny BNI MADAGASIKARA

Homany dien’izao ny dianao ary mahazoa tombony maro hafa

Mahaliana ahy

FEPETRA

Tombontsoa 

-mahazoa taha-janabola hatramin’ny 5%.

-Angony tsikelikely ny volanao.

Ny tombony 

-fampindramam-bola amin’ny taha miavaka aorian’ny 6 volana nanokafana ny tahiry SOAVA DIA

Ny fizotrin’ny kaonty 

-Ny kaonty dia misokatra ho an’ny rehetra, na mpanjifa na tsia ato amin’ny BNI MADAGASIKARA

-Toe-bola farany ambany ao amin’ny kaonty : 25 000 MGA

-Mandrotsaka vola amin’ny alalan’ny fandefasam-bola maharitra na arak any fahafahana

-Azonao atao ny mampifandray amin’ny karatra VALIHA

Compte Épargne Voyage

Mahaliana ahy

Mitovy sokajy

fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa