PACK
VATOSOA

PACK OLON-TSOTRA

Tolotra manokana ao amin’ny BNI MADAGASIKARA

Tolotra feno miaraka amin’ny fiantohana  7

Mahaliana ahy
1

Kaonty fametraham-bola mba afahana mitantana ampilaminana ny volanao

2

Compte MVola : MVola miaraka amin’ny pack izay nosafidinao

  • Azonao atao ny mandefa vola avy amin’ny kaontinao BNI makany amin’ny kaonty MVola
3

Karatra HARMONIA :

karatra fisitonam-bola sy fandoavam-bola azo ampiasaina amin’ny tambazotra VISA eto MADAGASIKARA

4

Ampahan-karama :

 .fahafahana mampiasa na maka hatramin’ny 50% ny karama na mbola tsy tonga aza ny fandarisam-bola (hatramin’ny Ar100 000)

  • Fiantohana miaraka amin’ny antsasa-karama alaina
5

BNI-NET: fanarahana sy fitantanana ny kaonty amin’ny alalan’ny aterineto

6

BNI-SMS PREMIUM

7

Taratasim-bola

8

Fiantohana

  • Fahaverezana karatra
  • Antoka raha sendra tratran’ny tsy fahasalama mandritra  ny fivahinianana any am-pita
  • Fahaverezan’ny entana mandritra ny fivahinianana any am-pita
  • Saran’ny fanamboarana nify raha makany ivelany
  • Fampodiana an-tanindrazana raha sendra tojo fahafatesaa
  • Hatramin’ny Ar 2 000 000 raha sendra voina mitarika fahafatesana
  • MIARINA : fahafatesana noho ny antony samy hafa sy Invalidité Absolue et Définitive (IAD) 5 000 000 MGA
9

Tolotra maimaim-poana

  • Fanoherana ny taratasim-bola very
  • Fanavaozana kaodin’ny karatra
  • Fandefasam-bola maharitra amin’ny kaontinao hafa
  • Fampiasana taratasim-bola « volant »
  • Fanomezana taratasy fanamarinanan fiantohana ho an’ny fivahinianana  any am-pitandranomasina
  • Famindrana vola makany amin’ny kaonty tahiry

Pack VATOSOA…

Mahaliana ahy
fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa