Ny fizotrin’ny kaonty
-Ny kaonty dia misokatra ho an’ny rehetra, na mpanjifa na tsia ato amin’ny BNI MADAGASIKARA
-Toe-bola farany ambany ao amin’ny kaonty : 25 000 MGA
-Mandrotsaka vola amin’ny alalan’ny fandefasam-bola maharitra na arak any fahafahana
-Azonao atao ny mampifandray amin’ny karatra VALIHA