Fiantohana Fianarana
TAFITA

FIANTOHANA

FIANTOHANA manankery ao amin’ny BNI MADAGASIKARA

TAFITA ny zanako miaraka amin’ny bankiko

Mahaliana ahy

TAFITA, antoka ho an’ny fianaran’ny zanakao

  • TAFITA dia tolotra afahanao manao tahirim-bola misy antoka ho famatsiana ny fianaran’ny zanakao amin’ny ambaratonga ambony
  • Milamin-tsaina ianao satria azo antoka fa ho voaloha ny saram-pianaran’ny zanakao, na inona na inona manjo anao mandritra ny fotoana fifanarahana
  • Ho voarain’ny zanakao ny renivola nosafidianao rehefa tapitra ny fe-potona nifanarahana

TAFITA, tahirim-bola tsotra sy mifanaraka aminao

  • Tendreo ao anatin’ny taratasy fifanarahana ny anaran’ny zaza hahazo tombotsoa amin’ny ilay antoka TAFITA
  • Mandrotsaha vola isam-bolana, arak any fahafahanao mba hahazoana ny renivola tianao ho raisin’ny zanakao
  • Araka ny hahalehiben’ny vola harotsakao no hitomboan’ny renivola azonao : mety hatramin’ny 270 000 000 MGA

Azonao atao ny manokatra antoka TAFITA ho an’ny zanakao tsirairay avy

Tahiry TAFITA...

Mahaliana ahy
fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa