Fanalatsakemboka mirary
Afaka mandrotsa-bola araka ny fahefanao ianao.
Miaraka amin’ny MIARINA, arakaraka ny habetsahan’ny vola arotsaka ny vola voaray. Mety hahatratra 200 000 000MGA ny renivola.
Latsakemboka isam-bolana
(En Ar TTC) |
Renivola horaisin’ireo mpandova
(En MGA TTC) |
700 |
1 000 000 |
3500 |
5 000 000 |
7000 |
10 000 000 |
21 000 |
30 000 000 |
Fandrotsahana ny renivola
Raha tojo fahafatesana
telo-polo andro ao aorian’ny nandraisana ireo antontan-taratasy manamarina ny fahafatesana
Raha voina niteraka takaitra mandra-pahafaty
enim-bolana ao aorian’ny fahalemena
Mitombo avo roa heny ny renivola horaisin’ny mpandova raha sendran’ny fahafatesana vokatry ny loza tsinahy