Compte
courant

Kaonty ahafahanao mikirakira ny volanao amin’ny andavan’andro miaraka amin’ny fomba fandoavam-bola tahaka ny taratasim-bola ary ny karatra fisitonam-bola.

 

Mahaliana ahy

Ny Compte COURANT dia ahafahanao mitantana ny volanao amin’ny andavanandro, amin’ny vola MGA. Maro ireo hetsika azonao atao ao anatin’izany.

Fepetra

Petra-bola voalohany takiana
1 000 000 MGA

Fomba fandoavam-bola

Vola taratasy

Taratasim-bola

Karatra HARMONIA CORPORATE

Karatra PREMIER CORPORATEFandefasam-bola

Fisintonana ôtômatika

 

Moyens de gestion de compte

Relevé bancaire,

Eliophone,

Elionet

Fidirana

Tsotra

1

Santionany Extrait de Registre de Commerce, na fanampariahana eny amin’ny Gazety Ofisialy, na tapakila fangatahana sationanan’ny boky fandraketan’ny varotra

2

Laharana famantarana fiskaly

3

Karatra Statistika

4

Carte professionnelle,

5

Taratasy fahazoan-dàlana mitrandraka (raha voakasik’izany)

6

Fanamarinanam-ponenana

7

Sary tapaka roa’ny mpanjifa na ny manana-jo ara-bola

8

Pièce d’identité du client ou de l’ayant droit économique

fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa