Karatra sy TPE
Karatra Harmonia Corporate
Tolotra manan-kery ato amin’ny BNI MADAGASCAR
Manaova hetsika fisitionam-bola sy fandoavam-bola iraisam-pirenena, 7andro/7 eny amin’ny mpandrinjara sy ny GAB misy VISA, na koa mandoa vola eny amin’ny toeram-mpivarotana misy ny sary famantarana VISA.
Io karatra io dia Mifandray amina kaonty na zanaka kaontin’ ny orinasa izay voatendry manokana ho an’ny karatra sy misoratra amin’ny anaran’olona iray voatonona ho tompon’andraikitra (Ex: mpitantana, mpanisa vola)
Ny karatra HARMONIA CORPORATE dia miaraka amin’ny karazana Fiantohana :
Fahafatesana tampoka
2 000 000 MGA
Fahaverezan’ny entana 600 Euros
600 Euros
Fiahiana ny fahasalamana
Fitaterana misy mpitsabo
Saram-pitsaboana be indindra (miaraka amin’ny fitaterana misy mpitsabo): 30 000 €
Saram-pikojakojana nify be indindra: 300 €
Fampodiana an-tanindrazana raha sendra tojo fahafatesana
Fiantohana mba hampilamintsaina (misafidy)
Sandam-piantohana azo antoka raha very na nis nangalatra ny karatra : 300 000 MGA isaky ny voina, isan-taona.
Sandam-piantohana azo antoka raha sendra very taratasy ofisialy (raha very na nisy nangalatra niaraka tamin’ny karatra) : 100 000 MGA isan-taona
Sandam-bola be indrindra azo sintonina
1 300 000 MGA isanandro
6 500 000 MGA isan-kerinandro
Sandany be indrindra raha handoa vola
2 000 000 MGA isanandro
6 500 000 MGA isan-kerinandro