MASOIVOHO ANALAKELY
74, rue du 26 juin 1960 Analakely Antananarivo 101
DÉPÔT À TERME
Ny dépôt à terme dia tolotra fametraham-bola natao ho an’ny mpanjifa manana kaonty ao amin’ny BNI MADAGASIKARA, izay anomezana taha-janabola miavaka
Vola farany ambany
2 000 000 MGA
Faharetany
Famerenam-bola amin’ny fotoana nifanarahana
Ny mpanjifa :
afaka maka ampahany
Dépôt à terme