Fitahirizana
Compte Epargne entreprise

Fitahirizana sy fametraham-bola

Tolotra manokana ato amin’ny BNI MADAGASCAR

Mahaliana ahy

Manangona tsikelikely tahiry ahazahoana kadoa miaraka amin’ny taha-janabola hahazoana tombony.

1

Taha-janabola miavaka, miova isan-telo volana

2

Maimaim-poana ny fitantanana ny kaonty

3

Afaka misintom-bola amin’ny fotoana rehetra ao amin’ny kaonty tahiry

4

Faharetan’ny fifanarahana : tsy misy

5

Fepetra mahakasika ny tolotra

  • Manana compte courant BNI MADAGASCAR
  • Fenoina ara-dàlana ny « taratasy fangatahana fanokafana kaonty Tahiry »
  • Petra-bola voalohany : 50 000 000 MGA
  • Toe-bola farafahakeliny : 50 000 000 MGA

COMPTE EPARGNE ENTREPRISE

Mahaliana ahy
fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa