Vahaolana feno hanampy anao handroso

compte
bni-services-compte-bar

Kaonty, tahiry, petra-bola ary banky an-davitra

Ireo ilaina rehetra ho fanajariana sy fampitomboana ny volanao

bni-services-credit-photo-mg
credit

Famatsiam-bola atolotray

Ireo rehetra hanatanterahana ny nofinofinao sy tetikasanao

bni-services-assu-photo-mg
services-assu-icon

Ny tolotra Banky-Antoka anay

Miaina am-pilaminana, BNI MADAGASIKARA no miantoka izay zava-dehibe aminao

services-carte
services-carte-icon

Karatra

Mandeha alavitra,mandoa vola,miaina tsy misy fefy

Ny hany rindranasa banky amin’ny teny MALAGASY

Kaonty sy tolotra rehetra amin’ny toerana iray
Mora, haingana, ary azo antoka 
Fandefasam-bola amin’ny alalan’ny QR code sy fitantanana karatra

Sehatra iray hianarana, hahazoana vaovao ary handrosoana

Ny findramam-bola dia zavatra mbola saropady

Mizotra tsikelikely avy amin’ny karama isam-bolana ho amin’ny fahalalahana ara-bola

Ahoana raha atao laharam-pahamehana amin’ity taona ity ny fitehirizam-bola?

Toerana hanandratana sy hanovaozana ny fahaiza-manaon'ny tsirairay

Manao fifantenana, manofana sy manandratra ireo olona mahay sy mazoto izahay.
Miditra ao amin’ny BNI MADAGASCAR dia midika hoe misafidy orinasa manome lanja ny fahaiza-manao sy ny fandrosoan'ny tsirairay

Ireo maha anay anay

Ny tantaranay

Ny andraikitra ara-tsosialy

Ny soatoavinay

Mitadiava masoivoho na GAB