Politikan’ny fiarovana ny angon-drakitra manokana
Zava-dehibe ho an’ny BNI MADAGASCAR ny fiarovana ny angon-drakitran'ny mpanjifany.
Amin’ity politika momba ny fiainana manokana ity, dia ampahafantarinay amin'ny mangarahara anareo ny momba ny fomba ny fanangonana, fampiasana, fiarovana ary fitahirizana ireo angon-drakitrareo .
Manolo-tena izahay hanaraka ny lalàna mifehy ny fiarovana ny angon-drakitra, ary hametraka ireo fepetra ilaina rehetra hiantohana ny fahazoana antoka sy ny tsiambaratelo amin’ny vaovao atolotrareo anay.