Vahaolana mifanaraka amin'ny filanao

Compte
Compte

Kaonty

Ho an’ny fitantanana mazava ny fandehanan’ny volanao.

Carte
Carte

Karatra

Fangalana vola sy fividianana, filana rehefa mivezivezy

Carte 3 INSTIT
PCM

Fandoavana sy Fitantanana Vola

Ho an’ny fitantanana sy fiarovana ny fivezivezin'ny vola.

 

Placement Instit
Placement Entreprise

Petra-bola

Ho fampitomboana azo antoka ny volanao mipetraka.

BNI CASHNET, ny bankinao an-tserasera andavanandro

Midira amin’ny kaontinao, mandefasa vola , ary araho ny fitantanam-bolanao 24 ora/24 isan’andro.

Restez informé

Ny fidiram-bola maharitra, hery manosika ny fiovan’ny orinasa lehibe

Ilaina ve ny fampiharana asa maro mba hivelatra sy hitombo?

WEB-BANKING natokana ho an’ny orinasa lehibe  

Toerana hanandratana sy hanovaozana ny fahaiza-manaon'ny tsirairay

Manao fifantenana , manofana sy manandratra ireo olona mahay sy mazoto izahay.
Miditra ao amin’ny BNI MADAGASCAR dia midika hoe misafidy orinasa manome lanja ny fahaiza-manao sy ny fandrosoan'ny tsirairay

Ireo maha anay anay

Ny tantaranay

Ny andraikitra ara-tsosialy

Ny soatoavinay

Mitadiava masoivoho na GAB