bni-services-compte-bar

Kaonty, tahiry, petra-bola ary banky an-davitra

Tout pour bien gérer, et faire fructifier votre argent.

credit

Famatsiam-bola atolotray

Ireo rehetra hanatanterahana ny nofinofinao sy tetikasanao

services-assu-icon

Ny tolotra Banky-Antoka anay

Miaina am-pilaminana, BNI MADAGASIKARA no miantoka izay zava-dehibe aminao

services-carte-icon

Karatra

Mandeha alavitra,mandoa vola,miaina tsy misy fefy

Assurance MIARINA
Antoka amin’ny alalan’ny banky

MIARINA

Miaina am-pitoniana, BNI MADAGASCAR no miantoka ny manodidina anao

Fandraisana anjara mora vidy :

Mandoa araka izay vitanao ianao, 
Arakaraka ny habetsahan’ny fandoavana no itomboan’ny vola az

Fandraisana anjara :

Fandraisana anjara malefaka, manomboka amin’ny 700 MGA
Renivola antoka hatramin’ny 200 000 000 MGA

Fandoavana renivola:

Raha maty noho ny loza : avo roa heny ny vola aloan’ny fiantohana

Assurance TOMADY
Antoka amin’ny alalan’ny banky

TOMADY

Miaina am-pilaminana, BNI MADAGASCAR no miantoka ny saram-pitsaboana  eny amin’ny hopitaly

Antoka fitsaboana amin’ny hopitaly :

Fitsaboana mila fijanonana ao amin’ny hopitaly mihoatra ny 24 ora

Fandraisana anjara :

Fandraisana anjara isam-bolana manomboka amin’ny 10 000 MGA
Rakofan’ny fiantohana ny fitsaboana sy ny fijanonana any amin’ny hopitaly

Ny tambajotranay :

Miara miasa amin'ny hopitaly maro manerana ny nosy 

Natao ho an'i :

Mpiasa tsy miankina  mpandraharaha tsy miankina latsaky ny 60 taona.

Assurance TAFITA
Antoka amin’ny alalan’ny banky

TAFITA

Miaina am-pilaminana, BNI MADAGASCAR no miantoka ny fianaran-janakao 

TAFITA

TAFITA dia antoka fitehirizam-bola natokana hanangonana renivola azo antoka hoenti-manohana ny fianaran’ny zanakao

Renivola :

Miaraka amin’ny TAFITA, azo antoka fa hahazo ny renivola ho an’ny fianarany ny zanakao, na inona na inona mety hitranga aminao mandritra ny fifanarahana

Taona :
  • Taonan’ilay olona manao fiantohana amin’ny fotoana anaovana ny fifanarahana : 21 ka hatramin’ny 65 taona
  • Taonan’ny zaza iantohana amin’ny fotoana anaovana ny fifanarahana : Latsaky ny 21 taona

Renivola ambany indrindra :

1 000 000 MGA
Renivola ambony indrindra :
270 000 000 MGA

Assurance SANTE
Antoka amin’ny alalan’ny banky

FAHASALAMANA

Miaina am-pilaminana, miaraka amin'ny BNI MADAGASCAR, voaaro ny fahasalamanao amin’ny vidiny mirary

Safidy :
  • Nify : Fitsaboana, fandidiana,  solo-nify  
  • Solomaso sy vera optika
  • Fitsaboana any ivelany (any Maorisy sy La Réunion)

Ireo Iantohana :
  • Ilay Mpanjifa
  • Ny ankohonany (Vady aman-janaka) 

Mitadiava masoivoho na GAB