Vahaolana
mifanaraka tanteraka amin’ny andrasanao

BNI CASHNET, ny bankinao an-tserasera andavanandro
Midira amin’ny kaontinao, mandefasa vola , ary araho ny fitantanam-bolanao 24 ora/24 isan’andro.
Maharaha vaovao foana
Toerana hanandratana sy hanovaozana ny fahaiza-manaon'ny tsirairay
Manao fifantenana , manofana sy manandratra ireo olona mahay sy mazoto izahay.
Miditra ao amin’ny BNI MADAGASCAR dia midika hoe misafidy orinasa manome lanja ny fahaiza-manao sy ny fandrosoan'ny tsirairay.
