bni-services-compte-bar

Kaonty, tahiry, petra-bola ary banky an-davitra

Tout pour bien gérer, et faire fructifier votre argent.

credit

Famatsiam-bola atolotray

Ireo rehetra hanatanterahana ny nofinofinao sy tetikasanao

services-assu-icon

Ny tolotra Banky-Antoka anay

Miaina am-pilaminana, BNI MADAGASIKARA no miantoka izay zava-dehibe aminao

services-carte-icon

Karatra

Mandeha alavitra,mandoa vola,miaina tsy misy fefy

Crédit MALAKILAKY
Famatsiam-bola ho an’ny fanjifana

MALAKILAKY

Fampindramam-bola haingana hanohanana ny tetikasanao andavanandro.

Ho an’iza ?

Mpiasa raikitra, Mpiasa tsy mbola raikitra, ary mpiasam-panjakana

Fanafahana :

Fotoana fohy ny famoahana ny vola

Vola ambany indrindra :

500 000 MGA
 

Fe-potoana fandoavana :
  • Fohy indrindra : 6 volana 
  • Lava indrindra
    • 60 volana ho an'ny mpiasa tsy miankina
    • 84 volana ho an'ny mpiasam-panjakana 
Crédit SMARTPACK
Famatsiam-bola ho an’ny fanjifana

SMARTPACK

Mahazoa finday vaovao miaraka amin’ny tolotra aterineto 1 Go maimaim-poana, mandritra ny 24 volana. Manomboka amin’ny 13 000 Ariary.”

Ho an’iza ?

Mpiasa raikitra na tsia ,amin’ny sehatra tsy miankina 
Mpiasam-panjakana (manomboka amin’ny ELD)

Tolotra tsy hita any amin’ny banky hafa

Aterineto 1 Go  isam-bolana, maimaim-poana mandritra ny 2 taona, hahafahanao mifandray amin’izao tontolo izao

Fe-potoana fandoavana :

 24 volana

Crédit TSIKY
Famatsiam-bola ho an’ny fanjifana

TSIKY

 Famatsiam-bola mora azo ho an’ny filàna andavanandro

Ho an’iza ?

Mpiasa raikitra sy mpiasam-panjakana ary tsy manana fifanarahana ara-bola hafa

Vola azo indramina

Ambany indrindra :
1 000 000 MGA 

Ambony indrindra  : 
1 800 000 MGA 

Fe-potoana fandoavana :

 18 hatramin’ny 24 volana

Mitadiava masoivoho na GAB