MASOIVOHO ANALAKELY
74, rue du 26 juin 1960 Analakely Antananarivo 101
Pack TANORA
Tolotra manokana ao amin'ny BNI MADAGASCAR
Tolotra miavaka ho an’ny Tanora latsaky ny 25 taona
Kaonty fametraham-bola mba afahana mitantana ampilaminana ny volanao
Karatra VALIHA fisintonam-bola amin’ny GAB BNI MADAGASCAR
Kaonty MVola : malalaka ny hetsika MVola amin’ny alalan’ny pack izay nosafidinao
Azonao atao no manokatra kaonty Tahiry miaraka amin’ny Pack TANORA
PACK TANORA...