Taniko

CRÉDIT

Tolotra ato amin’ny BNI MADAGASIKARA irery ihany no ahitana azy

« Fampindramam-bola TANIKO » findramam-bola natao hividianana tany izay anorenana trano

Mahaliana ahy

Hikajy Findramam-bola

MGA
10 000
400 000 000
Isan'ny volana
3
36
MGA/VOLANA
0
500000000
Ito fitaovana ito dia mijanona ho vinavina ihany fa tsy azo raisina ho fifanarahana. Raha mila fandalinana ianao dia manasa anao izahay hanatona ny mpitantana ny kaontinao.

Fepetra

Sandam-bola farafahakeliny

10 000 000 MGA na hafiriana ny faharetan’ny findramam-bola

Faharetan’ny famerenam-bola

36 ka hatramin’ny 60 volana

Tanteraho ny teti-kasanao vaovao: fetim-pianakaviana, fividianana fitaovana…

Mahaliana ahy
fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa