Fihoarana

CRÉDIT

Tolotra manokana ao amin'ny BNI MADAGASCAR

Fampindramam-bola natao ho an’ ny asa vaventy sy ny fanavaozana ny trano fonenanao.

Mahaliana ahy

Hikajy Findramam-bola

MGA
10 000
400 000 000
Isan'ny volana
3
36
MGA/VOLANA
0
500000000
Ito fitaovana ito dia mijanona ho vinavina ihany fa tsy azo raisina ho fifanarahana. Raha mila fandalinana ianao dia manasa anao izahay hanatona ny mpitantana ny kaontinao.

FEPETRA

Sandam-bola farafahakeliny
5 000 000 MGA na hafiriana ny faharetan’ny findramam-bola

Faharetan’ny famerenam-bola

36 ka hatramin’ny 180 volana

Crédit Fihoarana...

Mahaliana ahy
fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa