699
020 22 290 60
Crédit Fianarana
Findramam-bola manomboka ny 01 septambra ka hatramin’ny 30 oktobra 2021
Fidiran’ny mpianatra miavaka miaraka amin’ny BNI MADAGASCAR
Mahaliana ahyBNI MADAGASCAR dia manome vahaolana ho an’ireo mpanjifany ahafahany miatrika ny fiverenan’ireo mpianatra any an-dakilasy.
Mifanaraka amin’izay ilainao
Manomboka 200 000 MGA ka hatramin’ny 5 000 000 MGA
Fotoana famerenam-bola
3 hatramin’ny 10 volana
Tahan-janabola : 13,9 %
Hatramin’ny 30 oktobra 2021
Ho anareo mpiasam-panjakana sy mpiasa tsy miankina