Bon
de caisse

FAMETRAHANA
Mahaliana ahy

Ny bon de caisse dia tolotra fametraham-bola natokana ho an’ny olona rehetra, na mpanjifa na tsia ato amin’ny BNI MADAGASIKARA izay hazoana tombony ho amin’ny mpanjifa

1

Vola farany ambany 

2 000 000 MGA

2

Ny faharetany 

  • farany ambany : 1 volana
  • raha betsaka : havaozina isaky ny 12 volana
3

Ny olon-tsotra

Ny mpanjifa dia :

  • Afaka mandray ny tombony eo amin’ny fotoana hidirany amin’ny tolotra
  • Mampitombo izany miaraka amin’ny petra-bola
fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa