BNI-SMS

BANKY TSY MISY ELANELANY

Tolotra manankery ato amin’ny BNI MADAGASIKARA.

Mahaliana ahy

Mahazoa vaovao momba ny kaontinao amin’ny alalan’ny sms

Mety amin’ny finday rehetra na inona na inona tambazotra ampiasainao.

Tantano ny kaontinao 7andro/7 sy 24ora/24

Forfait Access :

1

Petra-bola ao anaty kaonty

2

Fanairanara raha latsaky fetra voafaritra

3

Fanairana raha mihoatra ny fetra voafaritra

4

Fanairana raha misy findramam-bola tsy voaloha

5

Fanairana rehefa tonga ny taratasim-bola

6

Fanairana rehefa tonga ny karatra bankinao

7

Fampahafantarana avy aty amin’ny BNI MADAGASCAR

Tolotra Premium :

8

Petra-bola ao anaty kaonty

9

Mikasika ny kaonty : hetsika 3 farany natao

10

Fanairanara raha latsaky ny fetra voafaritra

11

Fanairana raha mihoatra ny fetra voafaritra

12

Fanairana findramam-bola tsy voaloha

13

Fanairana rehefa ao anaty kaontinao ny vola nindraminao

14

Fanairana isaky ny faran’ny volana momban’ny vola izay nindraminao

15

Fanairana rehefa tonga ny tarartasim-bola

16

Alerte arrivée carte bancaireFanairana rehefa tonga ny karatra bankinao

17

Fanazavana avy aty amin’ny BNI MADAGASCAR

fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa