KRED

KRED

Tolotra natao ho anareo , Mpandraharaha, Mpiasa-tena ary Mpandraharaha madinika

Compte

Tolotra fototra ara-bola sy vahaolana ho an’ny tahiry

Ny zava-drehetra ilaina hitantanana sy hampitomboana ny volanao

PCM

Famatsiam-bola ho an'ny fandraharanao

Famatsiam-bola natao hampandrosoana ny fandraharanao 

Trade Finance picto

Fitaovana nomerika sy fifanakalozana iraisam-pirenena

Vahaolana nomerika hitantanana ny fidirana sy fivoahan’ny vola ary hanitarana ny fifanakalozana
 

Image de fonds Compte courant MGA, PME/S2/C2/P1
Kaonty

Courant en MGA

Vahaolana fototra ho an’ny fitantanana ny fidiram-bola sy fandaniana andavanandro.

Fepetra takiana

Petra-bola takiana : 300 000 MGA

Fomba fitantanana kaonty
  • Tatitra ara-bola
  • BNI SMS
  • BNI NET
  • #699#

Azo ampifandraisina amin'ny karatra
Image de fonds PME/S2C2P2 ¨Pack Orinasa
Ny tolotra Pack-nay

Orinasa

Kaonty sy fitaovana hanatsarana ny fandraharanao !

Kaonty kirakira

Chéquier

Karatra VISA Lokanga

MVOLA

Fitaovana fitantanana kaony: BNI NET
Image de fonds S2C2P3 Pack Orinasa+
Ny tolotra Pack -nay

Orinasa +

Tolotra feno ho amin'ny   fitantanana ny kaontin'ny orinasanao 

Kaonty kirakira

Fomba fandoavam-bola
  • Chéquier
  • Karatra HARMONIA
  • MVOLA

Fitaovana fitantanana kaony :

BNI NET 

Tolotra fanampiny tafiditra :
  • Fanakanana taratasim-bola
  • Fanakanana karatra 

Mitadiava masoivoho na GAB