histoire

Fepetra ankapoben’ny Banky

Mamaritra ny toe-drafitr’asa ifanaovan’ny BNI MADAGASCAR sy ny mpanjifany ny Fepetra Ankapoben’ny Banky.
Voafaritra ao anatiny ny zon’ny mpanjifa sy ny banky, ny ady andraikitra, ary ny fitsipika ampiharina amin’ny fampiasana ireo vokatra sy tolotra ara-bola omenay.
Amin’ny alalan’ny fijerena ity antontan-taratasy ity, dia azonao jerena avokoa ny vaovao fototra sy ilaina momba ny fandehanan’ny kaontinao, ny fepetra hanatanterahana ny fandraharahana ara-bola, ary ny ady andraikitra ifampizarana izay natao ho antoka amin’ny fifampitokisana, mangarahara ary fiarovana.Fepetra ankapoben’ny Banky

Fepetra ankapobeny momba ny karatra Mastercard

Ny Fepetra ankapobeny momba ny karatra Mastercard dia manazava ny lalàna sy andraikitra amin’ny fampiasana ny karatrao. Ato no ahitanao ny fepetra momba ny famoahana sy ny fampiasana ny karatra, mba hahafahana mampiasa azy amim-pilaminana sy amin’ny fahatokisana.

Fepetra ankapobeny momba ny karatra Visa

Ny Fepetra ankapobeny momba ny karatra Visa dia manazava ny fitsipika sy ny fiantohana mifandraika amin’ny fampiasana ny karatrao. Amin’ny fakan-tahaka ity antontan-taratasy ity dia hahazo fanazavana feno ianao, hahafahanao mampiasa ny karatrao amin’ny fiadanam-po, eto Madagasikara na any ivelany.

Tombontsoa amin’ny karatra Mastercard Nasionaly sy Iraisam-pirenena

Ny karatra Mastercard Nasionaly sy Iraisam-pirenena dia manome anao tombontsoa sy tolotra maro, na eto Madagasikara na any ivelany. Amin’ny fakan-tahaka ity antontan-taratasy ity dia hahazo fanazavana feno ianao hahafahanao mampiasa ny karatrao amim-pilaminana sy amin’ny fahamora-manao.

Mitadiava masoivoho na GAB