KRED

KRED

Tolotra natao ho anareo , Mpandraharaha, Mpiasa-tena ary Mpandraharaha madinika

Compte

Tolotra fototra ara-bola sy vahaolana ho an’ny tahiry

Ny zava-drehetra ilaina hitantanana sy hampitomboana ny volanao

PCM

Famatsiam-bola ho an'ny fandraharanao

Famatsiam-bola natao hampandrosoana ny fandraharanao 

Trade Finance picto

Fitaovana nomerika sy fifanakalozana iraisam-pirenena

Vahaolana nomerika hitantanana ny fidirana sy fivoahan’ny vola ary hanitarana ny fifanakalozana
 

Image de fonds S2C4P1 MIARINA
Antoka amin’ny alalan’ny banky

MIARINA

Miaina am-pitoniana, BNI MADAGASCAR no miantoka ny manodidina anao

Fandraisana anjara mora vidy : 
  • Mandoa araka izay vitanao ianao
  • Arakaraka ny habetsahan’ny fandoavana no itomboan’ny vola azo, mety hahatratra hatramin’ny 200 000 000 MGA. Tsy misy hetra amin’ny lova

Fandoavana renivola :

Raha fahafatesana tampoka : ao anatin’ny30 andro andraisana ny taratasy fanamarinam-pahafatesana feno 

Fandoavana renivola :

Raha sendra fahosana : aorian’ny 6 volana misesy aharetan’ny fahasembanana

Image de fonds S2C4P2 TOMADY
Antoka amin’ny alalan’ny banky

TOMADY

Miaina am-pilaminana, BNI MADAGASCAR no miantoka ny saram-pitsaboana  eny amin’ny hopitaly

Fandrakofana
  •  Antoka fitsaboana amin’ny hopitaly
  • Antoka ara-pahasalamana
    (saram-pitsaboana, nify, solomaso, fandefasana mitsabo tena ivelan'ny faritra raha ilaina, ...)

Fandraisana anjara isam-bolana

manomboka amin’ny 10 000 MGA

Tambajotra

Miara miasa amin'ny hopitaly maro manerana ny nosy 

Mitadiava masoivoho na GAB