bni-services-compte-bar

Kaonty, tahiry, petra-bola ary banky an-davitra

Tout pour bien gérer, et faire fructifier votre argent.

credit

Famatsiam-bola atolotray

Ireo rehetra hanatanterahana ny nofinofinao sy tetikasanao

services-assu-icon

Ny tolotra Banky-Antoka anay

Miaina am-pilaminana, BNI MADAGASIKARA no miantoka izay zava-dehibe aminao

services-carte-icon

Karatra

Mandeha alavitra,mandoa vola,miaina tsy misy fefy

Crédit TANIKO
Famatsiam-bola ho an’ny tany sy trano

TANIKO

Famatsiam-bola ho fanohanana anao @ ny fividianana ny tany 

Vola ambany indrindra :

10 000 000 MGA;na lava na fohy ny fe-potoana famerenana azy 

Fe-potoana fandoavana :

60 Volana ny farafetra ambony indrindra

Misy sampana manokana :

Mandray an-tanana, mamakafaka, manoro-hevitra sy manampy 

Crédit TRANOKO
Famatsiam-bola ho an’ny tany sy trano

TRANOKO

Famatsiam-bola ho fanohanana anao @ ny fividianana ny trano am-pilaminana

Vola ambany indrindra :

10 000 000 MGA;na lava na fohy ny fe-potoana famerenana azy 

Fe-potoana fandoavana :

60 hatramin'ny 180 Volana 

Misy sampana manokana :

Mandray an-tanana, mamakafaka, manoro-hevitra sy manampy 

Crédit TANANAKO
Famatsiam-bola ho an’ny tany sy trano

TANANAKO

Famatsiam-bola tokana ho an’ny tany sy ny tranonao

Vola ambany indrindra :

10 000 000 MGA;na lava na fohy ny fe-potoana famerenana azy 

Fe-potoana fandoavana :

60 hatramin'ny 180 Volana 

Misy sampana manokana :

Mandray an-tanana, mamakafaka, manoro-hevitra sy manampy 

Crédit ORIMBATO
Famatsiam-bola ho an’ny tany sy trano

ORIMBATO

 Vahaolana hamatsiana ny fananganana ny tranonao

Vola ambany indrindra :

10 000 000 MGA;na lava na fohy ny fe-potoana famerenana azy 

Fe-potoana fandoavana :

60 hatramin'ny 180 Volana 

Misy sampana manokana :

Mandray an-tanana, mamakafaka, manoro-hevitra sy manampy 

Crédit FIHOARANA
Famatsiam-bola ho an’ny tany sy trano

FIHOARANA

 Vahaolana hamatsiana  ny asa fanarenana lehibe ao an-tranonao

Vola ambany indrindra :

10 000 000 MGA;na lava na fohy ny fe-potoana famerenana azy 

Fe-potoana fandoavana :

60 hatramin'ny 120 Volana 

Misy sampana manokana :

Mandray an-tanana, mamakafaka, manoro-hevitra sy manampy 

Mitadiava masoivoho na GAB