bni-services-compte-bar

Kaonty, tahiry, petra-bola ary banky an-davitra

Tout pour bien gérer, et faire fructifier votre argent.

credit

Famatsiam-bola atolotray

Ireo rehetra hanatanterahana ny nofinofinao sy tetikasanao

services-assu-icon

Ny tolotra Banky-Antoka anay

Miaina am-pilaminana, BNI MADAGASIKARA no miantoka izay zava-dehibe aminao

services-carte-icon

Karatra

Mandeha alavitra,mandoa vola,miaina tsy misy fefy

Application BNI
Banky an-davitra

APP BNI

Ny bankinao eo am-pelatananao , 7 Andro /7 et 24 Ora /24

Fanarahamaso sy fijerena :

- Ny kaontinao sy ny tolotra ara-bola amin’ny fotoana rehetra, miaraka amin’ny fanavaozana avy hatrany
- Ny tahirim-bolanao sy ny fitombony aseho amin’ny fomba mazava 
- Ny antoka ataonao, mihavao hatrany 

Mahaleo tena tanteraka rehefa mandefa vola:

- Fandefasam-bola amin'ny samy kaontinao na amin'ny kaonty hafa,arahina amin’ny fotoana rehetra
- Fandefasam-bola haingana amin'ny alalan'ny QR Code
- Fandefasam-bola miverimberina 
- Fandefasam-bola amin'ny daty voatondro 

Karatrao rehetra amin’ny toerana iray ihany :

- Fijerena ny lisitry ny karatra anananao sy ny antsipiriany ilaina rehetra (laharana, kaody miafina CVV, daty fahataperan’ny karatra). Azo antoka tanteraka
- Listitry ny fandoavana natao tamin’ny karatra, azo jerena amin’ny fotoana tena izy

Mahaleo tena tanteraka amin'ny fanavaozana ny mombamomba:

- Laharana finday
- Adiresy mailaka

Ny hetsiky ny kaontinao :

Araho amin’ny antsipiriany ny fifanakalozam-bola rehetra nataonao, ary sintomy amin’ny fotoana tianao.

#699#
Banky an-davitra

#699#

Araho ny kaontinao na aiza na aiza na tsy misy aterineto aza 

Jereo

Jereo ny toe-bolanao sy ny karamanao

Midira

Jereo ireo hetsika ara-bola 3 farany nataonao

Manome anjara

Mamindra vola makany amin'ny kaonty MVOLA, araka izay ilainao

Fakan-kevitra

Jereo amin’ny fotoana tena izy ny tahan’ny fifanakalozana vola

BNI SMS
Banky an-davitra

BNI SMS

Raiso amin’ny SMS ny vaovao rehetra momba ny kaontinao

Tolotra Access

- Fijerena ny toe-bola
- Fampitandremana : fetra ambony, fihoarana, fandoavana tsy tratra amin’ny vola nindramina
- Fampahafantarana : fahatongavan’ny bokim-bidy / karatry ny banky 
- Vaovao sy torolalana mahasoa avy amin’ny BNI MADAGASCAR

Tolotra Premium

- Toe-bola + Fanaraha-maso ireo hetsika 3 farany
- Fampitandremana feno : fetra, fihoarana, fandoavana tsy tratra amin’ny volana nindramina, fivoahan'ny vola nindramina,  fandoavana farany
- Fampahafantarana : fahatongavan’ny bokim-bidy / karatra
- Vaovao sy torolalana mahasoa avy amin’ny BNI MADAGASCAR

BTW-WTB
Banky an-davitra

BTW-WTB

Fandefasam-bola avy amin'ny banky makany amin'ny finday, amin'ny fomba tsotra

BTW-WTB

- Bank to Wallet (BTW) : Famindram-bola avy amin’ny banky mankany amin’ny MVOLA 
- Wallet to Bank (WTB) : Famindram-bola avy amin’ny MVOLA mankany amin’ny banky"

Fetra tsy andoavana sarany amin’ny BTW sy WTB :

1 000 000 MGA / volana

Saram-pamindrana mihoatra ny fetra :

1,2%

Mitadiava masoivoho na GAB