699
020 22 290 60
Mandray anjara amin’ny hetsika ara-toekarena isankarazany eto amin’ny Nosy ny BNI MADAGASCAR. Mpanohana mavitrika ny salon ASIA 2017 ny banjy BNI, toa ny tamin’ny taona lasa..
Miavaka amin’ny fahaiza-manao sy traikefa amin’ny sehatry ny varotra iraisam-pirenena moa ny BNI MADAGASCAR ka vonona hanome tari-dàlana manokana ireo mpandraharaha mpanondrana sy mpanafatra entana any ivelany mba ho fanamorana ny raharaham-barotra iraisam-pirenena.