Orinasa sy mpandraharaha, aza mandany fotoana, haloavy mivantana ny saran’ny haban-tseranana amin’ny alàlan’ny tolotra TradeNet.
Ny BNI MADAGASCAR no banky voalohany namolavola fifanarahana miaraka amin’ny Gasy Net mba hahafahan’ny mpanjifan’ny banky mampiasa ny tolotra TradeNet amin’ny fandoavany haban-tseranana.
Raha fintinina :