Tolotra
BNI-NET
Banky tsy misy elanelany
Tolotra manankery ato amin’ny BNI MADAGASCAR.
Amin’ny alalan’ny BNI-NET, amin’ny fotoana rehetra (7andro/7 – 24ora/24), n’aiza n’aiza, tantano ny kaontinao :
1
Ahafahanao manaraka mivantana ny kaontinao rehetra sy ny mombamomba ny findramam-bolanao
2
Ahafahanao mijery ireo fivoaran’ny kaontinao ao anatin’ny enim-bolana
3
Ahafahanao manonta “extraits de compte”, “RIB” sy “Bordereaux de chèques”
4
Ahafahanao mandefa vola any amin’ireo kaontinao na koa kaonty hafa
5
Ahafahanao mandefa vola taratasy sintonina anaty Masoivoho
6
Ahafahanao mangataka taratasim-bola sy manohitra tratasim-bola
7
Création d’alertes personnalisées
8
Envoi de message
9
Edition du RIB, des Extraits de Compte.
10
Fanampiny ho an’ny orinasa :
- Mandefa vola ho an’olona maro
- Azonao hamafisina ny fiarovana ny raharahan’ny kaontinao amin’ny alalan’ny “validation multiple”