BNI-NET

Banky tsy misy elanelany

Tolotra manankery ato amin’ny BNI MADAGASCAR.

Ça m'intéresse

Amin’ny alalan’ny BNI-NET, amin’ny fotoana rehetra (7andro/7 – 24ora/24), n’aiza n’aiza, tantano ny kaontinao :

1

Ahafahanao manaraka mivantana ny kaontinao rehetra sy ny mombamomba ny findramam-bolanao

2

Ahafahanao mijery ireo fivoaran’ny kaontinao ao anatin’ny enim-bolana

3

Ahafahanao manonta “extraits de compte”, “RIB” sy “Bordereaux de chèques”

4

Ahafahanao mandefa vola any amin’ireo kaontinao na koa kaonty hafa

5

Ahafahanao mandefa vola taratasy sintonina anaty Masoivoho

6

Ahafahanao mangataka taratasim-bola sy manohitra tratasim-bola

7

Création d’alertes personnalisées

8

Envoi de message

9

Edition du RIB, des Extraits de Compte.

10

Fanampiny ho an’ny orinasa :

  • Mandefa vola ho an’olona maro
  • Azonao hamafisina ny fiarovana ny raharahan’ny kaontinao amin’ny alalan’ny “validation multiple”
faq

Question fréquente

autres questions