PACK
MPIASAM-PANJAKANA

PACK OLON-TSOTRA

Tolotra manokana ao amin'ny BNI MADAGASCAR

Pack natokana ho an’ny MPIASAM-PANJAKANA. Ahitana ireo tolotra rehetra ilainao.

Mahaliana ahy
1

Kaonty fametraham-bola mba afahana mitantana ampilaminana ny volanao

2

Kaonty MVola : hetsika MVola ao anatin’ny pack izay nosafidinaok

  • Karatra SIM sy fisoratana anarana maimaimpoana ao amin’ny Masoivohonao
  • Azo ampifandraisina ny kaonty BNI sy ny kaonty MVola
  • Azonao atao ny mandefa vola avy amin’ny kaontinao BNI makany amin’ny kaonty MVola
3

Karatra LOKANGA :karatra fisitonam-bola sy fandoavam-bola azo ampiasaina amin’ny tamba-jotra VISA eto MADAGASIKARA

4

Ampahan-karama : fahafahana mampiasa na maka hatramin’ny 60% ny karama na mbola tsy tonga aza ny fandarisam-bola

5

BNI-NET : fanarahana sy fitantanana ny kaonty amin’ny alalan’ny aterineto

6

BNI-SMS PREMIUM

7

Taratasim-bola

8

Fiantohana

  • Hatramin’ny Ar 1 000 000 raha sendra voina mitarika fahafatesana
  •  Fiantohana MIARINA: fahafatesana noho ny antony samy hafa sy Invalidité Absolue et Définitive (IAD) hatramin’ny Ar 2 000 000
9

Tolotra samihafa

  • Fanoherana ny taratasim-bola very
  • Fanoheranany karatra very
  • Fanoloana ny kaodin’ny karatrao
  • Fandefasam-bola maharitra mankany amin’ny kaontinao hafa

Pack MPIASAM-PANJAKANA…

Mahaliana ahy

Mitovy sokajy

fmp

Fanontaniana mateti-pitranga

Fanontaniana hafa